Genesisy 13:9 - DIEM PROTESTANTA9 Moa tsy eo anatrehanao ve ny faritra manontolo? Koa aoka hisaraka eto isika. Fa raha hianavaratra ianao, dia hianatsimo aho; ary raha hianatsimo kosa ianao, izaho hianavaratra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Moa tsy eo anoloanao va ny tany rehetra? Miangavy anao aho, aoka hisara-dalana isika: Raha mianavaratra ianao dia hianatsimo aho, fa raha mianatsimo kosa ianao dia hianavaratra aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Moa tsy eo anatrehanao ve ny faritra manontolo? Koa aoka hisaraka eto isika. Fa raha hianavaratra ianao, dia hianatsimo aho; ary raha hianatsimo kosa ianao, izaho hianavaratra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Ka aoka hisaraka amiko ianao. Raha mankany amin’ny havia ianao dia havanana kosa no halehako; ary raha mankany amin’ny havanana ianao dia ny havia kosa no halehako.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Moa tsy eo anoloanao va ny tany rehetra? Masìna hianao, aoka hisaraka amiko hianao; raha hianavaratra hianao, dia hianatsimo aho; fa raha hianatsimo hianao, dia hianavaratra kosa aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Moa tsy eo anoloanao va ny tany rehetra? Masìna ianao, aoka hisaraka amiko ianao; raha hianavaratra ianao. dia hianatsimo aho; fa raha hianatsimo ianao, dia hianavaratra kosa aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Moa tsy eo anoloanao va ny tany rehetra? Miangavy anao aho, aoka hisara-dalana isika: Raha mianavaratra ianao dia hianatsimo aho, fa raha mianatsimo kosa ianao dia hianavaratra aho. Jereo ny toko |