Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Rehefa feno 30 taona i Seroga, dia niteraka an’i Nahôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Telopolo taona i Seroga raha niteraka an’i Nahora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Rehefa feno 30 taona i Seroga, dia niteraka an’i Nahôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Rehefa telopolo taona ny andro niainan’i Saroga dia niteraka an’i Nakôra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’i Seroga, dia niteraka an’i Nahora izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan'i Seroga, dia niteraka an'i Nahora izy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Telopolo taona i Seroga raha niteraka an’i Nahora.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahaterahan’i Seroga, dia mbola velona 207 taona i Rehò, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


Taorian’ny nahaterahan’i Nahôra, dia mbola velona 200 taona i Seroga, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka rehetra: –Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: «Tany andafin’ny ony Eofrata no niorim-ponenana ny razambenareo fahiny, izany hoe ny fianakavian’i Tera, rain’i Abrahama sy i Nahôra; ary nanompo andriamani-kafa ry zareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra