Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Taorian’ny nahaterahan’i Seroga, dia mbola velona 207 taona i Rehò, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ny andro niainan’i Reo taorianan’ny niterahany an’i Seroga dia fito sy roanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Taorian’ny nahaterahan’i Seroga, dia mbola velona 207 taona i Rehò, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Ary mbola velona fito sy roan-jato taona i Reo, taorian’ny niterahany an’i Saroga, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary ny andro niainan-dReo taorian’ny niterahany an’i Seroga dia fito amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary ny andro niainan-dReo taorian'ny niterahany an'i Seroga dia fito amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Ny andro niainan’i Reo taorianan’ny niterahany an’i Seroga dia fito sy roanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:21
2 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 32 taona i Rehò, dia niteraka an’i Seroga.


Rehefa feno 30 taona i Seroga, dia niteraka an’i Nahôra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra