Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Rehefa feno 30 taona i Sela, dia niteraka an’i Hebera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Telopolo taona i Sela raha niteraka an’i Ebera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Rehefa feno 30 taona i Sela, dia niteraka an’i Hebera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Rehefa telopolo taona ny andro niainan’i Sale dia niteraka an’i Ebera izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’i Sela, dia niteraka an i’ Ebera izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan'i Sela, dia niteraka an'i Ebera izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Telopolo taona i Sela raha niteraka an’i Ebera.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:14
2 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahaterahan’i Sela, dia mbola velona 403 taona i Arpaksada ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


Taorian’ny nahaterahan’i Hebèra dia mbola velona 403 taona i Sela, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra