Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Taorian’ny nahaterahan’i Sela, dia mbola velona 403 taona i Arpaksada ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny andro niainan’i Arpaksada taorianan’ny niterahany an’i Sela dia telo sy efajato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Taorian’ny nahaterahan’i Sela, dia mbola velona 403 taona i Arpaksada ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Ary mbola velona telo amby efajato taona i Arfaksada, taorian’ny niterahany an’i Sale, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny andro niainan’i Arpaksada taorian’ny niterahany an’i Sela dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny andro niainan'i Arpaksada taorian'ny niterahany an'i Sela dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny andro niainan’i Arpaksada taorianan’ny niterahany an’i Sela dia telo sy efajato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:13
2 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 35 taona i Arpaksada, dia niteraka an’i Sela.


Rehefa feno 30 taona i Sela, dia niteraka an’i Hebera.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra