Genesisy 10:11 - DIEM PROTESTANTA11 Niala tamin’izany tany izany i Nimrôda ho any Asiria ary nanangana tanàna, dia i Ninive sy i Rehôbôta-Hiry, i Kela, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary niala avy tamin’izany tany izany izy ka nankany Asiria, dia nanorina an’i Ninive mbamin’i Rehobota-Ira, i Kala Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Niala tamin’izany tany izany i Nimrôda ho any Asiria ary nanangana tanàna, dia i Ninive sy i Rehôbôta-Hiry, i Kela, Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Avy ao amin’io tany io izy dia nankany Asora, ka nanorina an’i Niniva, i Rekôbôta-Ira, i Kale, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nivoaka avy tamin’izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an’i Ninive mbamin’i Rehobot-ira sy Kala Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nivoaka avy tamin'izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an'i Ninive mbamin'i Rehobot-ira sy Kala Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary niala avy tamin’izany tany izany izy ka nankany Asiria, dia nanorina an’i Ninive mbamin’i Rehobota-Ira, i Kala Jereo ny toko |
Dia nanatona an’i Zerobabela sy ny loham-pianakaviana ireo valovotaka ireo ka nanao taminy hoe: –Aoka izahay mba hiara-manorin-trano aminareo. Ilay Andriamanitrareo manko dia hajainay tahaka ny anajanareo Azy sady Izy mihitsy no toloranay sorona hatramin’ny andron’i Esara-Hadôna, mpanjaka asirianina, izay nampiakatra anay ho atỳ.