Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 1:18 - DIEM PROTESTANTA

18 sy hanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny haizina. Ka hitan’Andriamanitra fa tsara izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 sy hanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny haizina. Ka hitan’Andriamanitra fa tsara izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 hitarika ny andro sy ny alina, hampisaraka ny mazava sy ny maizina; ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 1:18
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nisy hariva ary nisy maraina; izany no andro fahefatra.


Koa isa-maraina dia miseho ilay izy toy ny mpampakatra mivoaka ny tranony; toy ny olo-matanjaka faly maka bahana mba hanefa ny hazakazaka fanaony.


Iza no mametraka ny masoandro ho fanazavana amin’ny antoandro? Iza no mandidy ny volana aman-kintana ho fanazavana amin’ny alina? Iza no manetsika ny ranomasina mba hampisafoaka ny onjany? Ny TOMPOn’izao rehetra izao no anarany. Fa izao no lazain’io TOMPO io:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra