Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 7:3 - DIEM PROTESTANTA

3 ary zafin-dorian’i Amarià, dia i Amarià zanakalahin’i Hazarià sy zafin’i Meraiôta

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 zanak’i Amaria, zanak’i Azaria, zanak’i Meraiota,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 ary zafin-dorian’i Amarià, dia i Amarià zanakalahin’i Hazarià sy zafin’i Meraiôta

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 zanak’i Amariasa zanak’i Azariasa zanak’i Maraiôta

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 zanak’i Amaria, zanak’i Azaria, zanak’i Meraiota,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 zanak'i Amaria, zanak'i Azaria, zanak'i Meraiota,

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 7:3
3 Rohy Ifampitohizana  

dia i Elkanà zanakalahin’i Mahata, i Tsofo zanakalahin’i Elkanà, i Tôa zanakalahin’i Tsofo,


sy zafin-dohalik’i Saloma sy zafin-kitrokelin’i Tsadôka sy zafim-paladian’i Ahitoba


sy zafiafin’i Zerahià sy zafin-dohalik’i Hozy sy zafin-kitrokelin’i Boky


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra