Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 7:2 - DIEM PROTESTANTA

2 sy zafin-dohalik’i Saloma sy zafin-kitrokelin’i Tsadôka sy zafim-paladian’i Ahitoba

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 zanak’i Saloma, zanak’i Zadoka, zanak’i Ahitoba,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 sy zafin-dohalik’i Saloma sy zafin-kitrokelin’i Tsadôka sy zafim-paladian’i Ahitoba

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 zanak’i Seloma zanak’i Sadaoka zanak’i Akitoba

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 zanak’i Saloma, zanak’i Zadoka, zanak’i Ahitoba,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 zanak'i Saloma, zanak'i Zadoka, zanak'i Ahitoba,

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 7:2
4 Rohy Ifampitohizana  

i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba mbamin’i Ahimelèka zanakalahin’i Abiatara no mpisorona; i Seraià no mpitantsoratra;


I Benaià zanakalahin’i Jôiadà no nasolon’ny mpanjaka azy ho filohan-tafika, ary i Tsadôka mpisorona kosa no nasolony an’i Abiatara.


Tatỳ aoriana, tamin’ny andro nanjakàn’i Artakserksesa amperôran’i Persia, no nipoiran’i Hezrà. Io Hezrà io dia zanakalahin’i Seraià sy zafin’i Hazarià sy zafiafin’i Hilkià


ary zafin-dorian’i Amarià, dia i Amarià zanakalahin’i Hazarià sy zafin’i Meraiôta


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra