Estera 9:7 - DIEM PROTESTANTA7-10 Novonoiny koa izy folo lahy zanak’i Hamàna, ilay zanakalahin’i Hamedatà sady fahavalon’ny Jiosy: dia ry i Parsandatà sy i Dalfôna ary i Aspatà, i Pôratà sy i Adalià ary i Aridatà, i Parmastà sy i Arisay ary i Ariday sy i Vaiezatà. Kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 ary i Parsandata, i Dalfona, i Aspata, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7-10 Novonoiny koa izy folo lahy zanak’i Hamàna, ilay zanakalahin’i Hamedatà sady fahavalon’ny Jiosy: dia ry i Parsandatà sy i Dalfôna ary i Aspatà, i Pôratà sy i Adalià ary i Aridatà, i Parmastà sy i Arisay ary i Ariday sy i Vaiezatà. Kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 ary Parsandata sy Dalfona sy Aspata Jereo ny tokoMalagasy Bible7 ary Parsandata sy Dalfona sy Aspata Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 ary i Parsandata, i Dalfona, i Aspata, Jereo ny toko |
Hataon’ny TOMPO Andriamanitrareo mahazo fitsaharana ianareo izao ka tsy ho voahelingelin’ny fahavalo rehetra manodidina anareo any amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho anjara fanananareo; dia hovonoinareo ho faty ny Hamalekîta amin’izay mba tsy hisy olona hahatsiaro azy intsony eto amin’izao tontolo izao. Aza hadinoinareo izany!