Estera 9:6 - DIEM PROTESTANTA6 Tao Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary tany Sosana, tanàna mimanda, aza, ny Jiosy dia nahavono sy naharingana dimanjato lahy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Tao Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Ary tany Sosana, tanàna mimanda, aza, ny Jiosy dia nahavono sy naharingana dimanjato lahy, Jereo ny toko |