Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 9:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Fa izao no voasoratr’i Môrdôkay: i Hamàna, zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga, dia fahavalon’ny Jiosy rehetra ka nihevitra handringana azy. Efa nanao ny antsapaka (atao hoe Porîma) izy mba hahafantarana ny fotoanandro hamelezany azy sy handringanany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Satria i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, fahavalon’ny Jiosy rehetra, dia nihevitra ny handringana ny Jiosy ka nanao Pora, na antsapaka, mba hampikorotan-tsaina azy sy handringanana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Fa izao no voasoratr’i Môrdôkay: i Hamàna, zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga, dia fahavalon’ny Jiosy rehetra ka nihevitra handringana azy. Efa nanao ny antsapaka (atao hoe Porîma) izy mba hahafantarana ny fotoanandro hamelezany azy sy handringanany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 satria Hamana, zanak’i Hamedota Agagita, fahavalon’ny Jiosy rehetra, efa nihevitra handringana ny Jiosy ka efa nanao pora (filokana izany) handreseny sy handringanany azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 satria Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, fahavalon'ny Jiosy rehetra, efa nihevitra handringana ny Jiosy ka efa nanao pora (filokana izany) handreseny sy handringanany azy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Satria i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, fahavalon’ny Jiosy rehetra, dia nihevitra ny handringana ny Jiosy ka nanao Pora, na antsapaka, mba hampikorotan-tsaina azy sy handringanana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 9:24
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy ireo tamin’ny mpanjaka: –I Saoly no nikasa handripaka anay sy hamongotra anay tsy hisy tavela eo amin’ny tanin’i Israely manontolo;


Tatỳ aorian’izany, dia nomen’ny amperôra Kserksesa laharana ambony i Hamàna zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga, ka nasandrany hipetraka eo amin’ny toerana maha praiminisitra.


Nanaraka izay nosoratan’i Môrdôkay ny Jiosy ary nandraikitra ho fanao izany fety efa nankalazainy indray mandeha izany.


«Amin’izany andro izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPOn’izao rehetra izao, dia hiletsy ilay tsatòka natsatoka teo amin’ny toerana mafy; hiala izy ka hianjera, ary ho vaky avokoa ireo entana rehetra nahantona teo.» Izany no nambaran’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra