Estera 9:23 - DIEM PROTESTANTA23 Nanaraka izay nosoratan’i Môrdôkay ny Jiosy ary nandraikitra ho fanao izany fety efa nankalazainy indray mandeha izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Nanaiky hanao ny zavatra izay efa natombony ho fomba raikitra ny Jiosy, araka izay efa nosoratan’i Mordekay taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Nanaraka izay nosoratan’i Môrdôkay ny Jiosy ary nandraikitra ho fanao izany fety efa nankalazainy indray mandeha izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary ny Jiosy nanaiky hanao araka izay vao nataony, dia araka izay efa nosoratan’i Mordekay taminy, Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary ny Jiosy nanaiky hanao araka izay vao nataony, dia araka izay efa nosoratan'i Mordekay taminy, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Nanaiky hanao ny zavatra izay efa natombony ho fomba raikitra ny Jiosy, araka izay efa nosoratan’i Mordekay taminy. Jereo ny toko |