Estera 4:15 - DIEM PROTESTANTA15 Izao kosa no nasain’i Estera navaly an’i Môrdôkay: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dia nampitondra valiny ho any amin’i Mordekay indray i Estera hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Izao kosa no nasain’i Estera navaly an’i Môrdôkay: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia nampitondra valiny ho any amin’i Mordekay indray Estera ka nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia nampitondra valiny ho any amin'i Mordekay indray Estera ka nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Dia nampitondra valiny ho any amin’i Mordekay indray i Estera hoe: Jereo ny toko |
«Ndeha vorio àry ny Jiosy rehetra eto Sosany; dia manaova fifadian-kanina noho ny amiko ianareo, ka aza mihinana na misotro mandritra ny telo andro sy telo alina. Hifady hanina toy izany koa ny tenako sy ireo mpanompovaviko; avy eo dia hankao amin’ny amperôra aho, na dia tsy ara-dalàna aza izany. Koa raha tsy maintsy ho faty aho, dia ho faty!»