Estera 3:5 - DIEM PROTESTANTA5 Rehefa hitan’i Hamàna fa tsy mba nety nandohalika sy niankohoka teo anatrehany tokoa i Môrdôkay, dia tezitra mafy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Rehefa hitan’i Hamana fa tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany i Mordekay dia tezitra loatra izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Rehefa hitan’i Hamàna fa tsy mba nety nandohalika sy niankohoka teo anatrehany tokoa i Môrdôkay, dia tezitra mafy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary rehefa hitan’i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary rehefa hitan'i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Rehefa hitan’i Hamana fa tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany i Mordekay dia tezitra loatra izy. Jereo ny toko |