Estera 2:6 - DIEM PROTESTANTA6 Anisan’ireo nobaboin’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izy, ka nentiny avy tany Jerosalema niaraka tamin’i Jekônià mpanjakan’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Izy io dia babo avy tany Jerosalema niaraka tamin’ireo babo izay noentina niaraka tamin’i Jekonia, mpanjakan’i Joda, izay nobaboin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Anisan’ireo nobaboin’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izy, ka nentiny avy tany Jerosalema niaraka tamin’i Jekônià mpanjakan’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 izay efa nentina ho babo avy tany Jerosalema tamin’ny babo izay nentina niaraka tamin’i Jekonia, mpanjakan’ny Joda, izay nobaboin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 izay efa nentina ho babo avy tany Jerosalema tamin'ny babo izay nentina niaraka tamin'i Jekonia, mpanjakan'ny Joda, izay nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Izy io dia babo avy tany Jerosalema niaraka tamin’ireo babo izay noentina niaraka tamin’i Jekonia, mpanjakan’i Joda, izay nobaboin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona. Jereo ny toko |
Ary ny TOMPO naneho tamiko aviavy roa sobika izay voapetraka teo anoloan’ny tempoliny. Taorian’ny nitondran’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna an’i Jekônià, zanakalahin’i Jôiakima sady mpanjakan’i Joda, sy ireo mpifehy an’i Joda mbamin’ireo mpahay taozavatra sy mpanefy vy tao Jerosalema ho babo tany Babilôna no nisehoan’izany.