Estera 2:16 - DIEM PROTESTANTA16 Nentina hankao an-dapa ho any amin’ny amperôra izy tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Kserksesa, volana fahafolo na volana Tebeta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia noentina ho ao amin’i Ahasoerosy mpanjaka i Estera, ho ao amin’ny tranon’ny fanjakana, tamin’ny volana fahafolo na ny volana Tebeta, tamin’ny taona fahafito nanjakany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Nentina hankao an-dapa ho any amin’ny amperôra izy tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Kserksesa, volana fahafolo na volana Tebeta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia nentina ho ao amin’i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon’ny fanjakana, tamin’ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin’ny taona fahafito nanjakany. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia nentina ho ao amin'i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon'ny fanjakana, tamin'ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin'ny taona fahafito nanjakany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia noentina ho ao amin’i Ahasoerosy mpanjaka i Estera, ho ao amin’ny tranon’ny fanjakana, tamin’ny volana fahafolo na ny volana Tebeta, tamin’ny taona fahafito nanjakany. Jereo ny toko |
Indray andro, dia anjaran’i Estera zanakavavin’i Abihaîla rahalahin-drain’i Môrdôkay sady zanaka natsangan’i Môrdôkay rahateo ny mandeha any amin’ny amperôra. Tsy nila na inona na inona razazavavy, afa-tsy izay natoron’i Hegay tandapa mpitandrina ny vehivavy; kanefa i Estera dia nahazo fitia teo imason’ny olona rehetra nahita azy.
Tamin’io andro io, andro faha-23 tamin’ny volana fahatelo na volana Sivàna, dia nantsoina ny mpitantsoratry ny amperôra. Araka izay rehetra nandidian’i Môrdôkay no nanoratany taratasy ho an’ny Jiosy sy ny solotenan’ny amperôra mbamin’ny governora sy mpitondra any amin’ny faritany 127 hatreo India ka hatrany Etiôpia. Taratasy araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny firenena isan-tokony na araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny Jiosy no nataony.