Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 1:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Tamin’izay i Vastỳ, vadin’ny amperôra, dia mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy koa tao amin’ny lapan’i Kserksesa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy tao amin’ny tranom-panjakana, izay an’i Ahasoerosy mpanjaka, koa i Vasty, vadin’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Tamin’izay i Vastỳ, vadin’ny amperôra, dia mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy koa tao amin’ny lapan’i Kserksesa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary Vasty, vadin’ny mpanjaka, dia mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy koa tao amin’ny tranom-panjakana, izay an’i Ahasoerosy mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary Vasty, vadin'ny mpanjaka, dia mba nanao fanasana ho an'ny vehivavy koa tao amin'ny tranom-panjakana, izay an'i Ahasoerosy mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy tao amin’ny tranom-panjakana, izay an’i Ahasoerosy mpanjaka, koa i Vasty, vadin’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 1:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.


Tamin’ny andro fahafiton’izany fanasambe izany, dia falifaly i Kserksesa azon’ny divay nosotroiny. Koa nampiantsoiny ny tandapa fito lahy izay nanompo azy manokana, dia ry i Mehomàna sy i Bizetà, i Harbônà sy i Bigtà, i Abagtà sy i Zetara ary i Karkasa;


Araka ny fepetra dia samy nisotro tsy nisy naneritery azy ny olona; fa ny nandidian’ny amperôra ireo mpanompo rehetra ao an-dapany manko dia ny hanaovan’ny olona tsirairay araka izay sitrapony avy.


Dia novalian’i Estera hoe: –Raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka ianao miaraka amin’i Hamàna anio ho tonga amin’ny fanasana izay efa nomaniko ho anao.


Izao no izy, ry andriamanjaka: raha mba mahazo fitia eo imasonao aho, ka sitrakao ny hanome izay angatahiko sy hanatanteraka izay tadiaviko, dia aoka ianao miaraka amin’i Hamàna ho tonga amin’ny fanasana izay homaniko ho anao rahampitso; amin’izay aho no hamaly ny fanontanianao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra