Estera 1:10 - DIEM PROTESTANTA10 Tamin’ny andro fahafiton’izany fanasambe izany, dia falifaly i Kserksesa azon’ny divay nosotroiny. Koa nampiantsoiny ny tandapa fito lahy izay nanompo azy manokana, dia ry i Mehomàna sy i Bizetà, i Harbônà sy i Bigtà, i Abagtà sy i Zetara ary i Karkasa; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Tamin’ny andro fahafito, nony faly azon’ny divay iny ny fon’ny mpanjaka, dia nomeny teny i Mehomana, i Bizta, i Harbona, i Bigta, i Abagta, i Zetara ary i Karkasa, ionòka fito izay nanompo teo anatrehan’i Ahasoerosy mpanjaka, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Tamin’ny andro fahafiton’izany fanasambe izany, dia falifaly i Kserksesa azon’ny divay nosotroiny. Koa nampiantsoiny ny tandapa fito lahy izay nanompo azy manokana, dia ry i Mehomàna sy i Bizetà, i Harbônà sy i Bigtà, i Abagtà sy i Zetara ary i Karkasa; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary tamin’ny andro fahafito, nony faly ny fon’ny mpanjaka azon’ny divay, dia nomeny teny Mehomana sy Bizta sy Harbona sy Bigta sy Abagta sy Zetara ary Karkasa, tsindranolahy fito izay nanompo teo anatrehan’i Ahasoerosy mpanjaka, Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary tamin'ny andro fahafito, nony faly ny fon'ny mpanjaka azon'ny divay, dia nomeny teny Mehomana sy Bizta sy Harbona sy Bigta sy Abagta sy Zetara ry Karkasa, tsindranolahy fito izay nanompo teo anatrehan'i Ahasoerosy mpanjaka, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Tamin’ny andro fahafito, nony faly azon’ny divay iny ny fon’ny mpanjaka, dia nomeny teny i Mehomana, i Bizta, i Harbona, i Bigta, i Abagta, i Zetara ary i Karkasa, ionòka* fito izay nanompo teo anatrehan’i Ahasoerosy mpanjaka, Jereo ny toko |
Fa i Harbonà, anisan’ireo tandapa, dia nilaza tamin’ny amperôra hoe: –Ry andriamanjaka, i Hamàna dia efa nampanamboatra hazo hanantonany an’i Môrdôkay, ilay nanao tatitra hanasoavana anao. Indro miorina eo akaikin’ny tranon’i Hamàna io hazo io, ka 25 metatra ny haavony. Dia hoy ny amperôra hoe: –Ahantony amin’io i Hamàna!