Estera 1:21 - DIEM PROTESTANTA21 Sitraky ny amperôra sy ireo minisitra ny torohevitr’i Memokàna, ka dia narahin’i Kserksesa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpitondra izany teny izany ka nanatanteraka ny tenin’i Memokana ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Sitraky ny amperôra sy ireo minisitra ny torohevitr’i Memokàna, ka dia narahin’i Kserksesa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpanapaka izany teny izany; ka dia nanao araka ny tenin’i Memokana ny mpanjaka, Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpanapaka izany teny izany; ka dia nanao araka ny tenin'i Memokana ny mpanjaka, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpitondra izany teny izany ka nanatanteraka ny tenin’i Memokana ny mpanjaka. Jereo ny toko |
Koa raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka hisy didy havoakanao hisakanana an’i Vastỳ tsy hiseho eo anatrehanao intsony ary hanomezana ny voninahitra maha mpanjakavavy ho ana vehivavy hafa mendrika izany kokoa noho izy; izany didy izany dia hosoratana ao amin’ny lalànan’i Persia sy i Media ka tsy ho azo ovàna.