Estera 1:20 - DIEM PROTESTANTA20 Rehefa ho tafaely eran’ity fanjakànao midadasika ity ny fanapahan-kevitra halainao, dia samy homen’ny vehivavy rehetra voninahitra ny vadiny, na lehibe na kely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Koa rehefa re manerana ny fanjakany rehetra, izay lehibe tokoa, ny didin’ny mpanjaka izay havoakany dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy ny vehivavy rehetra na lehibe na kely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Rehefa ho tafaely eran’ity fanjakànao midadasika ity ny fanapahan-kevitra halainao, dia samy homen’ny vehivavy rehetra voninahitra ny vadiny, na lehibe na kely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary raha torina eran’ny fanjakany rehetra (fa lehibe izany) ny lalàn’ny mpanjaka izay hataony, dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy, na lehibe na kely, ny vehivavy rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary raha torina eran'ny fanjakany rehetra (fa lehibe izany) ny lalàn'ny mpanjaka izay hataony, dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy na lehibe na kely, ny vehivavy rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Koa rehefa re manerana ny fanjakany rehetra, izay lehibe tokoa, ny didin’ny mpanjaka izay havoakany dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy ny vehivavy rehetra na lehibe na kely. Jereo ny toko |