Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 9:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Fantatro anefa izao fa ianao sy ny mpanomponao dia tsy mbola tena hatahotra ny TOMPO Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Kanefa fantatro fa tsy mbola hatahotra NY TOMPO Andriamanitra ihany ianao sy ny mpanomponao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Fantatro anefa izao fa ianao sy ny mpanomponao dia tsy mbola tena hatahotra ny TOMPO Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Fantatro anefa fa mbola tsy hatahotra an’i Iaveh Andriamanitra akory ianao sy ny mpanomponao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Kanefa fantatro fa hianao sy ny mpanomponao dia tsy mbola hatahotra an’i Jehovah Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Kanefa fantatro fa ianao sy ny mpanomponao dia tsy mbola hatahotra an'i Jehovah Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Kanefa fantatro fa tsy mbola hatahotra NY TOMPO Andriamanitra ihany ianao sy ny mpanomponao.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 9:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Manafa-keloka ny fitiavana sy ny toetra mahatoky; ary ny fanajana ny TOMPO no ialana amin’ny ratsy.


Fa raha amindrana fo ny olon-dratsy, dia tsy hahatakatra ny fahamarinana, fa hamilivily ny rariny eto an-tany ka tsy hahita ny fiandrianan’ny TOMPO.


TOMPO ô, nahoana re izahay no avelanao haniasia lavitra ny lalanao, sy hampikiry ny fonay tsy hanaja Anao? Miverena noho ny fitiavanao ny mpanomponao, dia izahay foko anjara fanananao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra