Eksodosy 8:19 - DIEM PROTESTANTA19 Havahako tsy ho voan’ny loza hanjo ny vahoakanao ny vahoakako. Rahampitso no hiseho izany zava-mahagaga izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Dia hasiako fiavahana amin’ny oloko sy ny olonao. Rahampitso no hisian’ity famantarana ity. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Havahako tsy ho voan’ny loza hanjo ny vahoakanao ny vahoakako. Rahampitso no hiseho izany zava-mahagaga izany.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Hasiako fiavahana ny vahoakako sy ny vahoakanao; ary rahampitso no hisian’izany famantarana izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Dia hasiako fiavahana amin’ny oloko sy ny olonao; rahampitso no hisian’izany famantarana izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Dia hasiako fiavahana amin'ny oloko sy ny olonao; rahampitso no hisian'izany famantarana izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Dia hasiako fiavahana amin’ny oloko sy ny olonao. Rahampitso no hisian’ity famantarana ity. Jereo ny toko |
Ho hitanareo tsara fa raha mihazo ny lalana mankany amin’ny tanin’i Israely ka mizotra ho any Bèty-Semesy ireo ombivavy, dia midika izany fa ny Andriamanitry ny Israely no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika; raha tsy izany kosa dia ho fantatsika fa kisendrasendra ihany fa tsy ny heriny akory no namely antsika.