Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 6:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Jemoela, i Jamina, i Ôhada, i Jakina, i Tsôhara, ary i Saola; ity Saola ity dia zanany tamin’ilay vehivavy kanahanita. Izy enin-dahy no razamben’ireo tarika simehônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ary ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela, i Jamina, i Ohada, i Jakina, i Zohara ary i Saoly, zanakalahin’ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen’i Simeona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Jemoela, i Jamina, i Ôhada, i Jakina, i Tsôhara, ary i Saola; ity Saola ity dia zanany tamin’ilay vehivavy kanahanita. Izy enin-dahy no razamben’ireo tarika simehônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Zanaka lahin’i Simeôna: i Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîna, i Soara, ary i Saola, zanaka lahin’ilay vehivavy Kananeanina. Ireo no fianakavian’i Simeôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary ny zanakalahin’i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin’ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen’i Simeona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary ny zanakalahin'i Simeona dia Jemoela sy Jaminasy Ohada sy Jakinasy Zohara ary Saoly, zanakalahin'ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen'i Simeona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ary ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela, i Jamina, i Ohada, i Jakina, i Zohara ary i Saoly, zanakalahin’ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen’i Simeona.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 6:15
3 Rohy Ifampitohizana  

I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.


Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Nemoela sy i Jamîna mbamin’i Jariba sy i Zera ary i Saoly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra