Eksodosy 5:23 - DIEM PROTESTANTA23 Fa hatramin’ny nankanesako tany amin’ny Farao niteny tamin’ny anaranao no nahatonga izao loza izao tamin’ny Israelita, ary ianao dia tsy mamonjy ny vahoakanao akory! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Fa hatrizay nankanesako tao amin’i Farao mba hiteny amin’ny anaranao izay dia nahatonga loza tamin’ity firenena ity izy; nefa Ianao tsy nanafaka ny olonao akory! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Fa hatramin’ny nankanesako tany amin’ny Farao niteny tamin’ny anaranao no nahatonga izao loza izao tamin’ny Israelita, ary ianao dia tsy mamonjy ny vahoakanao akory! Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Fa hatrizay nankanesako tany amin’i Faraôna hiteny amin’ny anaranao izay, ny vahoaka tsy itondrany roa intsony, nefa ianao tsy nanafaka ny vahoakanao velively akory.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Fa hatrizay nankanesako tao amin’i Farao mba hiteny amin’ny anaranao izay, dia nahatonga loza tamin’ity firenena ity izy; nefa tsy namonjy ny olonao akory Hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Fa hatrizay nankanesako tao amin'i Farao mba hiteny amin'ny anaranao izay, dia nahatonga loza tamin'ity firenena ity izy; nefa tsy namonjy ny olonao akory Hianao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Fa hatrizay nankanesako tao amin’i Farao mba hiteny amin’ny anaranao izay dia nahatonga loza tamin’ity firenena ity izy; nefa Ianao tsy nanafaka ny olonao akory! Jereo ny toko |
Koa tafidina Aho mba hanafaka azy amin’ny fahefàn’ny Ejiptianina, ka hampiakatra azy hiala amin’ny tany Ejipta mba ho any amin’ny tany tsara sy midadasika, any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely, dia ny toerana misy ny Kanahanita sy ny Hetita, ny Amôrita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita.