Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 40:7 - DIEM PROTESTANTA

7 hapetraka eo anelanelan’ny Tranolay fihaonana sy ny alitara kosa ny kovetabe fampiasa amin’ny fidiovana, ary hofenoina rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Apetraho eo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara ny koveta dia asio rano ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 hapetraka eo anelanelan’ny Tranolay fihaonana sy ny alitara kosa ny kovetabe fampiasa amin’ny fidiovana, ary hofenoina rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Hapetrakao eo anelanelan’ny trano lay fihaonana sy ny ôtely ny tavy, ka hasianao rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny tavy dia apetraho eo anelanelan’ny trano-lay fihaonana sy ny alitara, ka asio rano eo anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny tavy dia apetraho eo anelanelan'ny trano-lay fihaonana sy ny alitara, ka asio rano eo anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Apetraho eo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara ny koveta dia asio rano ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 40:7
11 Rohy Ifampitohizana  

Hanasa tanana aho satria tsy manan-tsiny. TOMPO ô, hanodidina ny alitaranao aho


Avy eo, dia namboarina koa ny kovetabe halimo sy ny faladiany halimo; ny fitaratra halimo izay an’ireo vehivavy niasa teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana no nampiasaina tamin’izany.


Ny alitara fisoronana dia hatao eo anoloan’ny fidirana ao amin’ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana;


Hatsangana ireo temitry ny kianja manodidina ny Toeramasina, ary hapetraka ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana.


«Amin’izany andro izany, dia hisy loharano mifantsitsitra hanasa ny loto amam-pahotan’ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema.»


dia novonjeny isika, tsy noho ny asa marina vitantsika, fa noho ny famindrampony tamintsika. Ny namonjeny antsika dia tamin’ny alalan’ny rano fampandroana izay nanomezan’ny Fanahy Masina antsika fahateraham-baovao sy fiainam-baovao.


koa aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy amin’ny fahatokiana vokatry ny finoana, rehefa voadio ho afaka amin’ny fieritreretana vesaran’ota ny fontsika ary rehefa voasasa tamin’ny rano madio ny tenantsika.


Andriamanitra dia ao amin’ny mazava: ka raha miaina ao amin’ny fahazavana tahaka Azy isika, dia misy fiombonana amintsika samy isika; ary ny ran’i Jesoa Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ny karazam-pahotana rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra