Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 4:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Nambaran’i Aharôna azy ireo avokoa ny teny rehetra izay nolazain’ny TOMPO tamin’i Mosesy, ary notanterahiny teo imason’ny Israelita ny famantarana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Dia nolazain’i Arona ny teny rehetra izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy sady nataony teo imason’ny olona ny famantarana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Nambaran’i Aharôna azy ireo avokoa ny teny rehetra izay nolazain’ny TOMPO tamin’i Mosesy, ary notanterahiny teo imason’ny Israelita ny famantarana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Ary nambaran’i Aarôna avokoa ny teny nolazain’i Iaveh tamin’i Môizy, sady nataony teo imason’ny vahoaka ny famantarana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Dia nolazain’i Arona ny teny rehetra izay efa nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy, sady nataony teo imason’ny olona ny famantarana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Dia nolazain'i Arona ny teny rehetra izay efa nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy, sady nataony teo imason'ny olona ny famantarana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Dia nolazain’i Arona ny teny rehetra izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy sady nataony teo imason’ny olona ny famantarana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 4:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Niverina teo an-toby i Mosesy, nampiantso ny loholon’i Israely ary nampita tamin’izy ireo ny zavatra rehetra izay nandidian’ny TOMPO azy.


Dia namaly ny TOMPO i Mosesy ka nanao hoe: –Tsy hino ahy ny Israelita ary tsy hihaino ahy, fa hilaza hoe: «Tsy nisehoan’ny TOMPO akory ianao!»


Holazainao azy ary hampitainao aminy izay tokony holazainy. Izaho kosa homba anareo; ka rehefa hiteny ianareo, dia Izaho no hanoro anareo izay hataonareo.


Izy no hiteny amin’ny vahoaka hisolo anao, izy no hisolo vava anao; ary ianao kosa aminy dia ho tahaka an’Andriamanitra manolo-tsaina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra