Eksodosy 39:6 - DIEM PROTESTANTA6 Namboarina ny vato berila dia natao tao anaty bokom-bolamena; nosoratana an-tsokitra teo ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba, natao toy ny fisokitra tombokase. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Nasiany randram-bolamena manodidina kosa ny vato berila dia nosoratany taminy, araka ny fanoratana fitombo-kase, ny anaran’ny Zanak’Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Namboarina ny vato berila dia natao tao anaty bokom-bolamena; nosoratana an-tsokitra teo ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba, natao toy ny fisokitra tombokase. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Namboarina ny vato berila nalatsaka tamin’ny randram-bolamena, ka nosokirina tamin’ireo toy ny fisikotra fanombohan-kase, ny anaran’ny zanak’i Israely, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary ny vato beryla nasiany randram-bolamena manodidina, ary dia nosoratany, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, araka ny anaran’ny firenen’ny Zanak’Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary ny vato beryla nasiany randram-bolamena manodidina, ary dia nosoratany, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, araka ny anaran'ny firenen'ny Zanak'Isiraely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Nasiany randram-bolamena manodidina kosa ny vato berila dia nosoratany taminy, araka ny fanoratana fitombo-kase, ny anaran’ny Zanak’Israely. Jereo ny toko |