Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:40 - DIEM PROTESTANTA

40 –ny temitry ny kianja miaraka amin’ny andriny sy ny faladiany, ny varavarana lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, miaraka amin’ny tadiny sy ny tsîmatra; –ny fitaovana rehetra fampiasa amin’ny raharaha ao amin’ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 ny fefy lamba eo amin’ny kianja sy ny andriny ary ny faladiany sy ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsatòkan-day ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakely, dia ny tranolay fihaonana,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 –ny temitry ny kianja miaraka amin’ny andriny sy ny faladiany, ny varavarana lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, miaraka amin’ny tadiny sy ny tsîmatra; –ny fitaovana rehetra fampiasa amin’ny raharaha ao amin’ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 ny vavahady lamba fidirana amin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsîmany, ary ny fanaka rehetra hoenti-manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny Fonenana, amin’ny trano lay fihaonana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 ary ny fefy lamban’ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany ary ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja ary ny kofehiny sy ny tsimatra, ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakelin’ny trano-lay fihaonana,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 ary ny fefy lamban'ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany ary ny vavahady lamba eo amin'ny vavahadin'ny kianja ary ny kofehiny sy ny tsimatra, ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 ny fefy lamba eo amin’ny kianja sy ny andriny ary ny faladiany sy ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja, ny kofehiny, ny tsatòkan-day ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakely, dia ny tranolay fihaonana,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:40
4 Rohy Ifampitohizana  

–ny alitara halimo sy ny makarakarany halimo, ny baony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy; –ny kovetabe fidiovana sy ny faladiany;


–ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.


Halalaho ny faritry ny lay fonenanao, asio fanitarana ny ambain’ny lainao, ka aza anaovana fitsitsiana. Halavao ny tadin-dainao ka hamafiso ny tsatòka,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra