Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Nosoratana an-tsokitra teo amin’ny vatosoa tsirairay avy ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba izay miisa 12; natao toy ny fisokitra tombokase izany, ka ireo vato ireo no solotenan’ny foko israelita 12.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ny vato dia nalahatra araka ny anaran’ny fokon’ny Zanak’Israely, roa amby folo araka ny anarany avy. Izy ireo dia nitondra ny anaran’ny foko roa amby folo, voasoratra toy ny amin’ny fitombo-kase.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nosoratana an-tsokitra teo amin’ny vatosoa tsirairay avy ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba izay miisa 12; natao toy ny fisokitra tombokase izany, ka ireo vato ireo no solotenan’ny foko israelita 12.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Nifanerana tamin’ny anaran’ny zanak’i Israely ny isan’izy ireo, fa nisy roa ambin’ny folo, toraky ny anaran’ireo, voasikotra toy ny amin’ny fanombohan-kase izy, ka samy nisy anarana iray avy tamin’ny foko roa ambin’ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary ny vato dia nalahatra araka ny anaran’ny firenen’ny Zanak’Isiraely, dia roa ambin’ny folo araka ny anarany; ary nisy soratra toy ny amin’ny fanombohan-kase ho an’ny firenena roa ambin’ny folo araka ny anarany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary ny vato dia nalahatra araka ny anaran'ny firenen'ny Zanak'Isiraely, dia roa ambin'ny folo araka ny anarany; ary nisy soratra toy ny amin'ny fanombohan-kase ho an'ny firenena roa ambin'ny folo araka ny anarany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ny vato dia nalahatra araka ny anaran’ny fokon’ny Zanak’Israely, roa amby folo araka ny anarany avy. Izy ireo dia nitondra ny anaran’ny foko roa amby folo, voasoratra toy ny amin’ny fitombo-kase.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa.


ary ny laharana fahefatra dia krizôlita sy berila ary jaspa. Samy napetaka anaty bokom-bolamena avy ny vato tsirairay.


Rojo volamena madinika roa, miolanolana toy ny tady voarandrana, no natao teo amin’ny saron-tratra;


Nanana manda matevina sady avo izy, ary koa nanana vavahady 12; ka tamin’ireo vavahady ireo dia nisy anjely 12 sady nisy anarana voasoratra, dia ny anaran’ny foko 12 amin’ny Israelita:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra