Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:13 - DIEM PROTESTANTA

13 ary ny laharana fahefatra dia krizôlita sy berila ary jaspa. Samy napetaka anaty bokom-bolamena avy ny vato tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 ary ny andalana fahefatra dia krizolita sy berila ary jaspy. Nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 ary ny laharana fahefatra dia krizôlita sy berila ary jaspa. Samy napetaka anaty bokom-bolamena avy ny vato tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 andalana fahefatra: krizôlita, berila, jaspa. Samy voahodidina rôzy kely volamena ireo vato ireo avy, teo amin’izay nandatsahana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 ary ny andalana fahefatra dia krizolita sy berila ary jaspy. Nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:13
9 Rohy Ifampitohizana  

ary tsara ny volamena tamin’io tany io; tao koa ny ditin-kazo mani-pofona sy ny vatosoa.


Nanao izay tratry ny aiko aho namonona fitaovana ho an’ny tranon’Andriamanitro: dia ny volamena hanaovana ny fanaka volamena; ny volafotsy hanaovana ny fanaka volafotsy; ny halimo hanaovana ny fanaka halimo; ny vy hanaovana ny fanaka vy; ary hazo hanaovana fanaka hazo. Nataoko vonona ny vato berila sy vato halatsaka an-tranontranony, ny vatomainty sy vato misoratsoratra, ny vatosoa isan-karazany ary ny vatokaranana betsaka.


Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa.


Avy eo dia halaina ny vato berila roa izay hanoratana an-tsokitra ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba:


ny laharana fahatelo dia ôpaka sy agata ary ametista;


Nosoratana an-tsokitra teo amin’ny vatosoa tsirairay avy ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba izay miisa 12; natao toy ny fisokitra tombokase izany, ka ireo vato ireo no solotenan’ny foko israelita 12.


Ny tanany dia toa haba volamena izay nopetahana vatosoa. Ny tenany dia miendrika takelaka ivoary feno safira.


Nanana endrika manjelanjelatra toy ny vatosoa ireo kodiarana. Nitovy bika izy efatra ary toa samy voarafitra ho kodiarana mifampidipiditra.


vato sardôniksa ny fahadimy, vato sardoanina ny fahenina, vato krizôlita ny fahafito, vato berila ny fahavalo, vato tôpaza ny fahasivy, vato krizôpraso ny fahafolo, vato hiasinta ny faha-11, ary vato ametista ny faha-12.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra