Eksodosy 38:8 - DIEM PROTESTANTA8 Avy eo, dia namboarina koa ny kovetabe halimo sy ny faladiany halimo; ny fitaratra halimo izay an’ireo vehivavy niasa teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana no nampiasaina tamin’izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ny koveta varahina sy ny faladiany varahina kosa no nataony tamin’ny fitaratra varahin’ireo vehivavy izay nanompo teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Avy eo, dia namboarina koa ny kovetabe halimo sy ny faladiany halimo; ny fitaratra halimo izay an’ireo vehivavy niasa teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana no nampiasaina tamin’izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Nanao ny tavy varahina sy ny faladiany varahina izy tamin’ny fitaratr’ireo vehivavy mpivory eo amin’ny fidiran’ny trano lay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary ny tavy varahina sy ny faladiany varahina dia nataony tamin’ny fitaratra varahin’ny vehivavy izay nanompo teo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary ny tavy varahina sy ny faladiany varahina dia nataony tamin'ny fitaratra varahin'ny vehivavy izay nanompo teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ny koveta varahina sy ny faladiany varahina kosa no nataony tamin’ny fitaratra varahin’ireo vehivavy izay nanompo teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana*. Jereo ny toko |
ary ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’i Jesoa Kristy, ilay Vavolombelona mahatoky, ilay Zanaka lahimatoa sady voalohany natsangana ho velona avy tany amin’ny maty, ary ilay filohan’ny mpanjakan’ny tany! Tia antsika i Jesoa Kristy ka efa namaha antsika tamin’ny fatoran’ny fahotantsika fony Izy nahafoy ny rany,