Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Natao miendrika tandroka ny zorony efatra ambony sady narafitra niaraka tamin’ny tenan’ny alitara, izay norakofana takelaka halimo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nanao ny tandrony teo amin’ny zorony efatra izy ka nataony miray aminy, dia nopetahany takelaka varahina ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Natao miendrika tandroka ny zorony efatra ambony sady narafitra niaraka tamin’ny tenan’ny alitara, izay norakofana takelaka halimo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Ny zorony efatra nasiany tandrony mivoaka avy amin’ny ôtely, sy nopetahiny takela-barahina ny ôtely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nanao ny tandrony teo amin’ny zorony efatra izy, ka nataony miray aminy, ary nopetahany takela-barahina ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nanao ny tandrony teo amin'ny zorony efatra izy, ka nataony miray aminy, ary nopetahany takela-barahina ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nanao ny tandrony teo amin’ny zorony efatra izy ka nataony miray aminy, dia nopetahany takelaka varahina ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:2
4 Rohy Ifampitohizana  

Moa vato ve aho ka hahatanty ny zava-drehetra? Moa mafy toy ny varahina ve ny tenako?


Hatao miendrika tandroka ny zorony efatra ambony sady harafitra miaraka amin’ny tenan’ny alitara, izay horakofana takelaka halimo.


Ny alitara fisoronana dia namboarina tamin’ny hazo mimôzà. Efamira izy io, ka nirefy roa metatra sy sasany ny lafiny tsirairay ary iray metatra sy sasany ny haavony.


Halimo koa no nanaovana ny fanaka rehetra momba ny alitara: dia ny tavy fasiana lavenon-jabora, ny sotrobe fangaronana afo, ny tsatokaty famafazana, ny fitrebi-kena ary ny fitondrana afo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra