Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Nisy bao roa nataony tamin’ny hazo mimôzà, ary norakofany takela-bolamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nisy bao roa nataony tamin’ny hazo mimôzà, ary norakofany takela-bolamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nanao bao tamin’ny hazo akasià izy, ary nopetahany takela-bolamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary nanao bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:4
8 Rohy Ifampitohizana  

Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.


hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Notefeny ny haba volamena efatra ka naraikiny teo amin’ny zorony efatry ny Vatamasina, dia samy roa an-daniny avy.


Natsofony tao amin’ireo haba ireo ny bao roa mba hilanjana ny Vatamasina.


Fa hoy ny Tompo taminy: –Mandehana, fa io lehilahy io dia nofidiko sy hampiasaiko mba hampahafantatra Ahy amin’ireo hafa firenena sy amin’ny mpanjaka ary amin’ny vahoaka Israely.


Ny volamena dia sedraina amin’ny alalan’ny afo na dia zavatra mety simba aza; ary ny finoanareo, izay sarobidy lavitra noho ny volamena, dia sedraina amin’ny alalan’ireny fitsapana ireny ka ho hita fa hahazoan’Andriamanitra dera sy voninahitra ary haja izany, amin’ny andro hisehoan’i Jesoa Kristy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra