Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Natao teo akaikin’ny fehivavany ny haba ka nampidirana bao mba hitondrana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Eo akaikin’ny sisiny no nisy ny mason-drojo ho fitoeran’ny bao hilanjana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Natao teo akaikin’ny fehivavany ny haba ka nampidirana bao mba hitondrana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Tao akaikin’ny sisiny ny masom-bola hidiran’ny bao hitondrana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 eo akaikin’ny sisiny no nisian’ny vava vola ho fitoeran’ny bao hilanjana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 eo akaikin'ny sisiny no nisian'ny vava vola ho fitoeran'ny bao hilanjana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Eo akaikin’ny sisiny no nisy ny mason-drojo ho fitoeran’ny bao hilanjana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Hanaovana fehivava mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady hasiana sisiny volamena eo ambonin’io fehivava io.


Hatao eo akaikin’ny fehivavany ny haba ka hampidirana bao mba hitondrana ny latabatra.


Nisy haba volamena efatra koa notefena, dia napetaka teo amin’ny zorony efatra, nifanila tamin’ny tongony efatra.


Hazo mimôzà no nanaovana ny bao roa, izay norakofana takela-bolamena; ary ireo no nilanjana ny latabatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra