Eksodosy 37:15 - DIEM PROTESTANTA15 Hazo mimôzà no nanaovana ny bao roa, izay norakofana takela-bolamena; ary ireo no nilanjana ny latabatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy hilanjana ny latabatra ka nopetahany takelaka volamena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Hazo mimôzà no nanaovana ny bao roa, izay norakofana takela-bolamena; ary ireo no nilanjana ny latabatra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Ny bao dia nataony tamin’ny hazo akasià nopetahana volamena; izany no nitondrana ny latabatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy, hilanjana ny latabatra, ka nopetahany takela-bolamena. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary nanao ny bao tamin'ny hazo akasia izy, hilanjana ny latabatra, ka nopetahany takela-bolamena. Jereo ny toko |