Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Nisy latabatra namboarina tamin’ny hazo mimôzà, ka nirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Nanao ny latabatra tamin’ny hazo akasia koa izy; roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Nisy latabatra namboarina tamin’ny hazo mimôzà, ka nirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Hazo akasià koa no nanaovany ny latabatra: roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary nanao ny latabatra tamin’ny hazo akasia izy: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary nanao ny latabatra tamin'ny hazo akasia izy: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Nanao ny latabatra tamin’ny hazo akasia koa izy; roa hakiho* ny lavany, iray hakiho ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:10
13 Rohy Ifampitohizana  

Nampanaovin’i Salômôna koa ny kojakoja volamena rehetra izay nilaina tao amin’ny tranon’ny TOMPO: dia ny alitara volamena; ny latabatra fametrahana ny mofo aterina ho an’Andriamanitra;


ny latabatra voatokana, ny fitoeran-jiro volamena madio sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny alitara fandoroana vovo-javamanitra,


ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra an’Andriamanitra;


Norakofana takela-bolamena madio izany, sady nasiana sisiny volamena manodidina.


Nifanatrika ny kerobima roa sady nanatrika ny saron’ny Vatamasina izay nalofany tamin’ny elany mivelatra.


Ao no haiditra ny latabatra voatokana ka halamina eo amboniny ny mofo fanolotra ho Ahy; ao koa no haiditra ny fitoeran-jiro ka harehitra ny jirony.


Fa ianareo kosa manevateva izany amin’ny filazànareo fa ny alitaran’ny TOMPO dia tsy mendri-kaja, ary ny sakafo aterina eo dia tsizarizary.


Ilay Teny dia tonga olombelona, ka niara-nonina taminay. Feno fahasoavana sy fahamarinana Izy ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra avy amin’ny Ray ho an’ny Zanaka lahitokana.


Feno harem-pahasoavana ilay Teny ka nandraisantsika rehetra fahasoavana tovozin-tsy ritra:


Ny vahoakany tokoa no nirin’Andriamanitra hampahafantarina ny maha sarobidy sy maha be voninahitra izany tsiambaratelo anasoavana ny firenena rehetra izany, dia intỳ: ao anatinareo i Kristy, antoky ny voninahitra homena anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra