Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Noho izany, ireo mpahay taozavatra rehetra izay nirotsaka tamin’ny fanamboarana ny Toeramasina dia nanapaka ny asany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia nanatona ireo manan-talenta rehetra izay nanao ny asa manontolo ao amin’ny fitoerana masina, ary niala tamin’ny asa nataony avy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Noho izany, ireo mpahay taozavatra rehetra izay nirotsaka tamin’ny fanamboarana ny Toeramasina dia nanapaka ny asany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Tamin’izay ireo olo-mahay nanao ny asa rehetra momba ny fitoerana masina, samy niato tamin’ny raharaha nataony,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia nanatona ny olon-kendry rehetra, izay nanao ny asa rehetra amin’ny fitoerana masina, samy niala tamin’ny asany izay nataony avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia nanatona ny olon-kendry rehetra, izay nanao ny asa rehetra amin'ny fitoerana masina, samy niala tamin'ny asany izay nataony avy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Dia nanatona ireo manan-talenta rehetra izay nanao ny asa manontolo ao amin’ny fitoerana masina, ary niala tamin’ny asa nataony avy

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:4
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia nikatroka ny mpiasa, ka nandroso tsara ny asa nataony; ary namboariny ho toy ny teo aloha sady nohamafisiny ny tranon’Andriamanitra.


Natolotr’i Mosesy an-dry zareo ny fanomezana nentin’ny Israelita hanaovana ny Toeramasina. Isa-maraina dia mbola nisy nitondra fanomezana an-tsitrapo teo anatrehan’i Mosesy.


mba hilaza amin’i Mosesy hoe: «Nitondra mihoatra noho izay ilaina amin’ny fanatontosana ny asa nodidian’ny TOMPO hatao ny vahoaka.»


–Iza moa no mpanompo mahatoky sy mato-tsaina notendren’ny tompony ho mpandraharaha hifehy ireo mpanompony sady hanome azy ny anjara sakafony ara-potoana?


Ka hoy ny Tompo hoe: –Iza moa no mpanompo mahatoky sy mato-tsaina notendren’ny tompony ho mpandraharaha hifehy ireo mpanompony sady hanome azy ireo ny anjara sakafony ara-potoana?


Araka ny tombon-tsoa nomen’Andriamanitra ahy, dia nametraka ny fototra toy ny mpità-marika mahay aho; ary olon-kafa no mandrafitra eo ambonin’izany. Kanefa aoka samy hitandrina tsara ny fomba andrafetany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra