Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 33:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Rehefa mankany i Mosesy, dia mitsangana avokoa ny olona mankeo am-baravaran’ny tranolainy avy, ka mijery an’i Mosesy ambara-pidiny ao amin’ny tranolay masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Rehefa nankeo amin’ny tranolay i Mosesy dia nitsangana ny olona rehetra ka samy nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny tranolainy avy, ary nitazana an’i Mosesy mandra-pahatongany ao amin’ny tranolay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Rehefa mankany i Mosesy, dia mitsangana avokoa ny olona mankeo am-baravaran’ny tranolainy avy, ka mijery an’i Mosesy ambara-pidiny ao amin’ny tranolay masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Nony injay miainga i Môizy ho ao an-trano lay fihaonana, ny vahoaka rehetra kosa samy mitsangana eo am-baravaran’ny lay manara-maso an’i Môizy mandra-pidiny ao an-trano lay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary raha nivoaka ho eo amin’ny lay Mosesy, dia nitsangana ny olona rehetra, ka samy nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny lainy avy, dia nitazana an’i Mosesy mandra-pahatongany ao amin’ny lay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary raha nivoaka ho eo amin'ny lay Mosesy, dia nitsangana ny olona rehetra, ka samy nijanona teo anoloan'ny varavaran'ny lainy avy, dia nitazana an'i Mosesy mandra-pahatongany ao amin'ny lay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Rehefa nankeo amin’ny tranolay i Mosesy dia nitsangana ny olona rehetra ka samy nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny tranolainy avy, ary nitazana an’i Mosesy mandra-pahatongany ao amin’ny tranolay.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 33:8
3 Rohy Ifampitohizana  

Isak’izay nilasy an-toby ny Israelita, dia nalain’i Mosesy ny tranolay masina ka naoriny teny ivelan’ny toby, teny lavidavitra. Nantsoina hoe Tranolay fihaonana izany, satria izay rehetra te hanontany ny TOMPO dia mivoaka ny toby ka mankao amin’izany tranolay izany.


Rehefa tafiditra i Mosesy, dia nidina ny andry rahona ka nijanona teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana ary niresaka tamin’i Mosesy ny TOMPO.


Nanalavitra ny manodidina ny fonenan’i Kôra sy i Datàna ary i Abirama ny vahoaka. Dia nivoaka ny lainy i Datàna sy i Abirama ka nijoro teo am-baravarana niaraka tamin’ny vady aman-janany rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra