Eksodosy 33:6 - DIEM PROTESTANTA6 Noho izany, raha vao niala tao an-tendrombohitra Hôreba ireo Israelita, dia nanaisotra ny haingony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia nanala ny firavany ny Zanak’Israely nanomboka hatreo amin’ny tendrombohitra Horeba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Noho izany, raha vao niala tao an-tendrombohitra Hôreba ireo Israelita, dia nanaisotra ny haingony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Dia nesorin’ny zanak’i Israely ny fihaingoany, hatreo an-tendrombohitra Horeba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary ny Zanak’Isiraely dia nanala ny firàvany hatreo an-tendrombohitra Horeba. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary ny Zanak'Isiraely dia nanala ny firavany hatreo an-tendrombohitra Horeba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia nanala ny firavany ny Zanak’Israely nanomboka hatreo amin’ny tendrombohitra Horeba. Jereo ny toko |