Eksodosy 32:17 - DIEM PROTESTANTA17 Ren’i Josoa ny feon’ny vahoaka nihorakoraka, ka hoy izy tamin’i Mosesy: –Horakoraky ny ady any an-toby izany! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary rehefa ren’i Josoa ny fitabataban’ny olona izay nihorakoraka dia hoy izy tamin’i Mosesy: Misy tabataban’ady atsy an-toby. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ren’i Josoa ny feon’ny vahoaka nihorakoraka, ka hoy izy tamin’i Mosesy: –Horakoraky ny ady any an-toby izany! Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Nony nandre ny tabataban’ny vahoaka nihorakoraka i Jôsoe dia nilaza tamin’i Môizy hoe: «Finanananàna toy ny any an’ady izany any amin’ny toby izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary rehefa ren’i Josoa ny fitabataban’ny olona izay nihorakoraka, dia hoy izy tamin’i Mosesy: Misy tabataban’ady atsy an-toby. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary rehefa ren'i Josoa ny fitabataban'ny olona izay nihorakoraka, dia hoy izy tamin'i Mosesy: Misy tabataban'ady atsy an-toby. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ary rehefa ren’i Josoa ny fitabataban’ny olona izay nihorakoraka dia hoy izy tamin’i Mosesy: Misy tabataban’ady atsy an-toby. Jereo ny toko |