Eksodosy 30:23 - DIEM PROTESTANTA23 –Makà zava-manitra tsara indrindra: dia miora ranony dimy kilao, havozomanitra roa kilao sy sasany, kanelina manitra roa kilao sy sasany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitsiranoka dimanjato sekela sy havozomanitra antsasak’izany, dia dimampolo sy roanjato, veromanitra dimampolo sy roanjato, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 –Makà zava-manitra tsara indrindra: dia miora ranony dimy kilao, havozomanitra roa kilao sy sasany, kanelina manitra roa kilao sy sasany, Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 «Makà amin’ny zava-manitra izay tsara indrindra, mira madio dimanjato sikla, ary ny antsasak’izany, dia sinama mamerovero dimampolo sy roan-jato sikla, veromanitra dimampolo sy roan-jato sikla, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitete dimam-jato sekely sy havozomanitra antsasak’izany, dia dimam-polo amby roan-jato, sy veromanitra dimam-polo amby roan-jato Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitete dimam-jato sekely sy havozomanitra antsasak'izany, dia dimam-polo amby roan-jato, sy veromanitra dimam-polo amby roan-jato Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitsiranoka dimanjato sekela sy havozomanitra antsasak’izany, dia dimampolo sy roanjato, veromanitra dimampolo sy roanjato, Jereo ny toko |
I Elehazara zanakalahin’i Aharôna mpisorona no miandraikitra ny diloilon-jiro, ny ditin-kazo manitra, ny fanatitra hohanina fanao isan’andro ary ny diloilo fanosorana; miandraikitra ny Fonena-masina manontolo sy ny ao anatiny rehetra izy, na ny fitaovana masina izany na ny kojakoja rehetra momba azy.