Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 30:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Tsy maintsy misasa tongotra aman-tanana izy mba tsy ho faty. Fepetra hanan-kery hatrany eo aminy sy ny taranany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 dia hanasa ny tongony aman-tanany mba tsy ho faty; ho lalàna maharitra aminy sy ireo zanany hatramin’ny taranany fara aman-dimby izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Tsy maintsy misasa tongotra aman-tanana izy mba tsy ho faty. Fepetra hanan-kery hatrany eo aminy sy ny taranany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Hanasa ny tongony aman-tanany izy, ka tsy ho faty izy. Lalàna mandrakizay ho azy ireo izany, dia ho an’i Aarôna sy ny taranany amin’ny taona mifandimby.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 dia hanasa ny tongony aman-tànany izy, mba tsy hahafaty azy; ary ho lalàna mandrakizay aminy sy ny zanany izany hatramin’ny taranany fara mandimby.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 dia hanasa ny tongony aman-tànany izy, mba tsy hahafaty azy; ary ho lalàna mandrakizay aminy sy ny zanany izany hatramin'ny taranany fara mandimby.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 dia hanasa ny tongony aman-tanany mba tsy ho faty; ho lalàna maharitra aminy sy ireo zanany hatramin’ny taranany fara aman-dimby izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 30:21
4 Rohy Ifampitohizana  

I Aharôna sy ny taranany no hametraka ny fitoeran-jiro ao amin’ny Tranolay fihaonana, eo anoloan’ny efitra lamba izay manafina ny Vatamasina; ny jiro dia hirehitra manomboka ny hariva ka hatramin’ny maraina eo anatrehako Izaho TOMPO. Fepetra raikitra hotanterahin’ny Israelita isaky ny taranaka mifandimby izany.


Hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany izany rehefa hiditra ao amin’ny Tranolay fihaonana izy, na manatona eo amin’ny alitara hanao ny raharaha maha mpisorona ao amin’ny Toeramasina. Izany no tsy hahazoany heloka hahafaty azy. Ho fepetra raikitra izany ho an’i Aharôna sy ny taranany.


alohan’ny hidirany ao amin’ny Tranolay fihaonana na hanatonany ny alitara mba handoro sorona hanetona ho Ahy TOMPO. Amin’izay dia tsy ho faty izy ireo.


Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra