Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 28:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Mbola hisy haba volamena roa hafa koa hamboarina ka hapetaka eo ambanin’ny beritelon’ny efôda eo anoloana, eo amin’ny fikambanany; eo ambonin’ny samboadin’ny efôda no hametrahana ireo haba volamena ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Ary manaova koa mason-drojo roa ka ataovy eo amin’ny soroka roa amin’ny efoda, dia ao ambaniny, eo anoloany, akaikin’ny fihaonany, eo ambonin’ny fehikibo momba ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Mbola hisy haba volamena roa hafa koa hamboarina ka hapetaka eo ambanin’ny beritelon’ny efôda eo anoloana, eo amin’ny fikambanany; eo ambonin’ny samboadin’ny efôda no hametrahana ireo haba volamena ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Dia manaova koa masom-bolamena roa hatao eo ambanin’ny sorony roa amin’ny efôda, eo anoloana, akaikin’ny famatorana azy sy ambonin’ny fehikibo amin’ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ary manaova vava volamena roa koa, ka ataovy eo amin’ny soroko roa amin’ny efoda, dia ao ambaniny, eo anoloany, akaikin’ny fikambanany, eo ambonin’ny fehin-kibo momba ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ary manaova vava volamena roa koa, ka ataovy eo amin'ny soroko roa amin'ny efoda, dia ao ambaniny, eo anoloany, akaikin'ny fikambanany, eo ambonin'ny fehin-kibo momba ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Ary manaova koa mason-drojo roa ka ataovy eo amin’ny soroka roa amin’ny efoda, dia ao ambaniny, eo anoloany, akaikin’ny fihaonany, eo ambonin’ny fehikibo momba ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 28:27
3 Rohy Ifampitohizana  

Hisy haba volamena roa hafa koa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda.


Hatohy tady volomparasy ny haban’ny saron-tratra sy ny haban’ny efôda mba ho eo ambonin’ny beritelon’ny efôda ilay saron-tratra ka tsy hifindrafindra eo amin’ny efôda.


Hotenomina ho iray amin’ny efôda sady hatao amin’ny kofehy mitovy amin’ny nanaovana azy ny samboady fitazonana ny efôda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra