Eksodosy 27:5 - DIEM PROTESTANTA5 Hapetraka eo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara io makarakara io, eo ambanin’ny fehivavany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ataovy eo ambanin’ny sisin’ny alitara hatreny ambaniny izany ka ny makarakara dia hampisasaka ny haavon’ny alitara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Hapetraka eo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara io makarakara io, eo ambanin’ny fehivavany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 dia apetraho eo ambanin’ny koronosin’ny ôtely avy ao ambany ary ho tonga hatreo amin’ny fisasahan’ny ôtely ny harato; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ataovy eo ambanin’ny sikin’ny alitara hatreo am-bodiny izany; ary aoka ny makarakara hanasaka ny alitara. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ataovy eo ambanin'ny sikin'ny alitara hatreo ambodiny izany; ary aoka ny makarakara hanasaka ny alitara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ataovy eo ambanin’ny sisin’ny alitara hatreny ambaniny izany ka ny makarakara dia hampisasaka ny haavon’ny alitara. Jereo ny toko |
nisy iray metatra manomboka eo am-potony ambony tatatra ka hatramin’ny marin-tampona ambany izay efamira dimampolo santimetatra avy ny lafiny tsirairay. Nisy roa metatra manomboka amin’io marin-tampona ambany io ka hatramin’ny marin-tampona manaraka izay efamira dimampolo santimetatra avy ny lafiny tsirairay.