Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 27:20 - DIEM PROTESTANTA

20 «Ary ianao, ry Mosesy, mandidia ny Israelita hitondra aminao menaka ôliva tsara sy madio mba handrehetana ny jiro tsy tapaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Asaivo mitondra diloilon’oliva tsy miharo ho eo aminao ny Zanak’Israely, diloilo nofiazana, hatao fanazavana, mba hisy jiro mirehitra tsy miato.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 «Ary ianao, ry Mosesy, mandidia ny Israelita hitondra aminao menaka ôliva tsara sy madio mba handrehetana ny jiro tsy tapaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 «Omeo didy ny zanak’i Israely hitondra aminao diloilon’ôliva voatoto, hatao jiro hamelona ny lalampy lalandava.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary mandidia ny Zanak’Isiraely hitondra aminao diloilon’oliva tsara voavely hatao fanazavana, mba hampirehetana jiro mandrakariva.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary mandidia ny Zanak'Isiraely hitondra aminao diloilon'oliva tsara voavely hatao fanazavana, mba hampirehetana jiro mandrakariva.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Asaivo mitondra diloilon’oliva tsy miharo ho eo aminao ny Zanak’Israely, diloilo nofiazana, hatao fanazavana, mba hisy jiro mirehitra tsy miato.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 27:20
13 Rohy Ifampitohizana  

Anomananao fanasana aho eo anoloan’ireo fahavaloko; hosoranao ilomanitra ny lohako sady fenoinao mitafotafo ny kaopiko.


solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,


Ny fitaovana rehetra fanampiny mba hahatomombana ny fonena-masina dia hatao halimo avokoa, ka isan’izany ny tsîmatra rehetra momba azy sy ny tsîmatra rehetra momba ny fefin’ny kianja.


mbamin’ny ilomanitra sy ny solika hatao amin’ny jiro sy ho an’ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana ary ny vovo-javamanitra hodorana.


solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,


–ny fitoeran-jiro miaraka amin’ireo jirony sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny solika fandrehitra;


Ao no haiditra ny latabatra voatokana ka halamina eo amboniny ny mofo fanolotra ho Ahy; ao koa no haiditra ny fitoeran-jiro ka harehitra ny jirony.


Ireo vavolombelona roa ireo no fototr’ôliva anankiroa sy fitoeranjiro anankiroa, izay mijoro eo anatrehan’ilay Tompon’ny tany.


Fa namaly azy ny hazo ôliva hoe: ‹Dia holaviko ve ny hamokatra diloilo izay anomezam-boninahitra ny andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevaheva eny ambonin’ny hazo hafa aho?›


I Samoela koa mba natory tao an-tranon’ny TOMPO, tao amin’izay nisy ny Vatamasina. Nony hadiva haraina ny andro, raha mbola nirehitra ny jiro tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra