Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Hapetraka ao amin’ny fonena-masina, eo amin’ny lafiny avaratra, ny latabatra; ary ny fitoeran-jiro kosa manoloana ny latabatra amin’ny lafiny atsimo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra ka ny fitoeran-jiro ho tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra dia ataovy eo amin’ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Hapetraka ao amin’ny fonena-masina, eo amin’ny lafiny avaratra, ny latabatra; ary ny fitoeran-jiro kosa manoloana ny latabatra amin’ny lafiny atsimo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Hapetrakao eo ivelan’ny efitra lamba ny latabatra, ary eo anoloan’ny latabatra, amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana, ny fanaovan-jiro, fa amin’ny avaratra no hametrahanao ny latabatra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin’ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary apetraho eo ivelan'ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin'ny latabatra amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin'ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 Apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra ka ny fitoeran-jiro ho tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra dia ataovy eo amin’ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:35
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny latabatra voatokana dia napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, terỳ amin’ny lafiny avaratra, teo anoloan’ny efitra lamba;


Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana tamin’ny lafiny atsimo, manoloana ny latabatra, ny fitoeran-jiro;


Ao no haiditra ny latabatra voatokana ka halamina eo amboniny ny mofo fanolotra ho Ahy; ao koa no haiditra ny fitoeran-jiro ka harehitra ny jirony.


Ary tsy misy mampirehitra jiro ka hametraka azy ao ambany vata famarana; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.


Fa nisy tranolay voavoatra, dia ny tranolay voalohany izay antsoina hoe Toeramasina: tao no nisy ny fitoeran-jiro sy ny latabatra fametrahana ny mofo atolotra ho an’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra