Eksodosy 23:17 - DIEM PROTESTANTA17 Koa intelo isan-taona izany ny lehilahy rehetra aminareo no ho tonga hiseho eo anatrehako TOMPO Andriamanitrareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Intelo isan-taona no hisehoan’ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Koa intelo isan-taona izany ny lehilahy rehetra aminareo no ho tonga hiseho eo anatrehako TOMPO Andriamanitrareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 koa intelo isan-taona no hisehoan’ny lehilahy rehetra eo anatrehan’ny Tompo Iaveh.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia intelo isan-kerintaona no hisehoan’ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan’i Jehovah Tompo. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia intelo isan-kerintaona no hisehoan'ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan'i Jehovah Tompo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Intelo isan-taona no hisehoan’ny lehilahy rehetra aminareo eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitra. Jereo ny toko |
Intelo isan-taona ny lehilahy rehetra aminareo no hiseho eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitrareo any amin’ny toerana izay hofidiny, dia amin’ny fankalazana ny mofo tsy misy leviora sy ny fankalazana ny Pentekôsta ary ny fankalazana ny Tranotomboka. Ary aoka tsy ho tanam-polo no hisehoany eo anatrehan’ny Toeramasin’ny TOMPO;