Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Raha tàhiny kosa ilay rangahy manizingizina fa tia ny tompony sy ny vady aman-janany izy ka tsy te handeha ho olona afaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Fa raha tena milaza ilay andevo hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako ka tsy te ho afaka aho

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Raha tàhiny kosa ilay rangahy manizingizina fa tia ny tompony sy ny vady aman-janany izy ka tsy te handeha ho olona afaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ary raha ny mpanompo kosa no manao hoe: Tsy mahafoy ny tompoko sy ny vady aman-janako aho, ka tsy te-ho afaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Fa raha milaza marimarina ilay andevo ka manao hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako, ka tsy te-ho afaka aho,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Fa raha milaza marimarina ilay andevo ka manao hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako, ka tsy te-ho afaka aho,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Fa raha tena milaza ilay andevo hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako ka tsy te ho afaka aho

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:5
5 Rohy Ifampitohizana  

Raha ny tompony kosa no nanome vady azy ka niteraka zazalahy na zazavavy ilay ramatoa, dia hijanona ho fananan’ny tompony ilay ramatoa sy ny ankizy, fa ilay rangahy ihany no handeha.


dia hataon’ny tompony vavolombelona Andriamanitra; hankininy amin’ny varavarana na tolam-baravarana ilay rangahy, ka hotevehiny amin’ny fanjaibe ny sofiny, ary dia ho mpanompony raikitra izy.


Ry TOMPO Andriamanitray ô, tompo maro no efa notompoinay talohanao; nefa ny anaranao ihany no satrinay hotsaroana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra