Eksodosy 21:37 - DIEM PROTESTANTA37 «Raha misy olona mangalatra omby iray, na ondry iray na osy iray ka mamono azy na mivarotra azy, dia tsy maintsy hanome omby dimy na ondry efatra, na osy efatra ho onitra ho an’ny tompony izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon’ny omby iray izy, ary ondry na osy efatra ho solon’ny ondry na osy iray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 «Raha misy olona mangalatra omby iray, na ondry iray na osy iray ka mamono azy na mivarotra azy, dia tsy maintsy hanome omby dimy na ondry efatra, na osy efatra ho onitra ho an’ny tompony izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon’ny omby iray izy ary ondry na osy efatra ho solon’ny ondry na osy iray. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon’ny omby iray izy, ary ondry na osy efatra ho solon’ny ondry na osy iray. Jereo ny toko |